Fantatrao ve ny mombamomba ny taninao ?
Aza variana sao ho vidianao lafo izany any aoriana.
Mila fitsirihina
Hiresaka aminay WhatsApp
Video manazava ny asanay
ANTSO amin'ny fotoana voatondro, angatahina amin'ny WhatsApp.
Antananarivo no foibe fa afaka miasa manerana ny faritra 23 izahay.
Ny ilàna fitsirihina
Raha monina lavitra ianao, zava-dehibe ny afaka mamaly ireto fanontaniana ireto:
- Mbola anay ve ilay tany?
- Misy vesatra (charges) na raharaha mandeha ve amin'ny titra?
- Ahoana ny fanaovana fizaràna?
- Iza no azo itokisana eto Madagasikara?
- Afaka mivarotra ny taniko ve aho?
- Aiza avy ny lalan-kaleha mba ho tonga amin'ny tanjona?
Natoky anay izy ireo
Inona no azo amin'ny fitsirihina ?
Manoro mazava ny antsipirihiny amin'ny taninao, mba ahafahanao misitraka ny zonao mikasika ny tany, toy ny olana mety misy, ny fizaràna, famindrana, fivarotana sns.
Ho azonao ao anatin'ny 7 andro fiasàna ny tatitra.